| Entry |
miorina
(orina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io? Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [1.1]
|
| | To fix, to be raised, to be firmly established. [1.2]
|
| | To be founded, to be established [1.7]
|
| | être fondé, fixé, établi [1.8]
|
| Examples | Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
miorina |
| Past : |
niorina |
| Future : |
hiorina |
| Imperative : |
miorena |
|
|