|
|
|
|

Entry mizara (zara)
Part of speech active verb
 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana
Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra
Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo
Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1]
 To divide out, to distribute; to be divided [1.7]
 Diviser, distribuer [1.3, 1.8]
 Faire des lots
être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3]
 Diviser. [Vocabulary: ] [1.13]
Examples 
1Mizara firy izy io? [2.314]
2Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442]
3Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314]
4Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3]
5Mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3]
6Mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3]
Morphology 
Present : mizara
Past : nizara
Future : hizara
Imperative : mizarà

Entry miza (zara)
Part of speech imperative of active verb mizara [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Entry mizara (zara)
Part of speech noun
 Division [1.7]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/26