| Entry | misintaka (sintaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Tanosy] Miala, mandao [1.78] | |||||||||
| Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|