|
|
|
|

Entry misintona (sintona)
Part of speech active verb
 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Examples Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Morphology 
Present : misintona
Past : nisintona
Future : hisintona
Imperative : misintòna

Entry misintòna (sintona)
Part of speech imperative of active verb misintona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20