| Entry | mimpirina (ampirina) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [1.1] | |||||||
| Examples | Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano.
[2.470] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|