|
|
|
|

Entry miravona (ravona)
Part of speech active verb
 Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1]
Morphology 
Present : miravona
Past : niravona
Future : hiravona

Updated on 2023/01/05