| Entry | mandositra (lositra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1] | |||||||||
| To run away from; to flee [1.7] | |||||||||
| Fuir, s'enfuir de [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|