|
|
|
|

Entry manao rarangy
Part of speech locution
Elementary words manao, rarangy
 Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

Updated on 2023/07/17