| Entry | miporitsaka (poritsaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|