| Entry | mivoaka (voaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/20 |
|