|
|
|
|

Entry manadidy (adidy)
Part of speech active verb
 Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [1.1]
  [Sihanaka] [ mañadidy ] Manome tsiny [1.78]
 To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [1.2]
 Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [1.3]
Examples 
1ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty. [2.69]
2Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639]
Morphology 
Present : manadidy
Past : nanadidy
Future : hanadidy
Imperative : manadidia

Entry mañadidy
Part of speech active verb
  [Taisaka] misakana, mandrara [1.78]
Morphology 
Present : manadidy
Past : nanadidy
Future : hanadidy
Imperative : manadidia

Updated on 2023/01/20