| Entry | misakana (sakana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1] | |||||||||
| To hinder, to impede [1.7] | |||||||||
| Empêcher, faire obstacle [1.8] | |||||||||
| Examples | - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany?
[2.471] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | misakàna (sakana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb misakana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|