| Entry |
mandrara
(rara)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [1.1]
|
| | To forbid [1.7]
|
| | Défendre, interdire [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy.
[2.895]
|
| 2 | Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy.
[2.298]
|
| 3 | Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
[2.324]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mandrara |
| Past : |
nandrara |
| Future : |
handrara |
| Imperative : |
mandrarà |
|
|
| Entry |
mandrarà
(rara)
|
| Part of speech | imperative of active verb mandrara
|
| | [1.1]
|
|