| Entry |
adidy
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana Henatra, andraikitra Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1]
|
| | Zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13]
|
| | Responsibility; blame, censure [1.2, 1.7]
|
| | Something for which one is held responsible. See andraikitra
[1.2]
|
| | Devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
|
| | Responsabilité [1.3, 1.8, 1.5]
|
| | Blâme, censure [1.3, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille)
[1.3]
|
| 2 | Adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers)
[1.3]
|
| 3 | Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
adidy,
adidiko,
adidinao,
adidiny,
adidintsika,
adidinay,
adidinareo,
adidin',
adidin-,
adidim- |
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ ~ |
|
| Entry |
adidy
(didy)
|
| Part of speech | passive verb
|
| | Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1]
|
| | Used of that with which anything is cut [1.2]
|
| | Avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
adidy,
adidiko,
adidinao,
adidiny,
adidintsika,
adidinay,
adidinareo |
| Past : |
nadidy,
nadidiko,
nadidinao,
nadidiny,
nadidintsika,
nadidinay,
nadidinareo |
| Future : |
hadidy,
hadidiko,
hadidinao,
hadidiny,
hadidintsika,
hadidinay,
hadidinareo |
| Imperative : |
adidio |
|
|
| Entry |
adidy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Fanambarana fa tanin'olona, kalo [1.78]
|
|