| Entry |
mamihina
(fihina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba
[1.1]
|
| | To grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
|
| | To press, to clasp, to clutch [1.7]
|
| | Serrer, embrasser [1.8]
|
| Examples |
| 1 | ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony;
[2.314]
|
| 2 | Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamihina |
| Past : |
namihina |
| Future : |
hamihina |
| Imperative : |
mamihìna |
|
|
| Entry |
mamihìna
(fihina)
|
| Part of speech | imperative of active verb mamihina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|