| Entry | manohona (ohona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho Mamihina eo an-tratra: Manohona ny zanany Rasoa [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manohòna (ohona) | ||||||||
| Part of speech | imperative of passive verb manohona | ||||||||
| Updated on 2023/04/10 |
|