| Entry |
mambomba
(bomba)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona:
Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1]
|
| | Ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314]
|
| | To cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba]
[1.2]
|
| | Couvrir [1.3]
|
| Examples |
| 1 | tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may;
[2.346]
|
| 2 | Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy.
[2.606]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mambomba |
| Past : |
nambomba |
| Future : |
hambomba |
| Imperative : |
mambombà |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
mambombĂ
(bomba)
|
| Part of speech | imperative of active verb mambomba
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|