|
|
|
|

Entry mamia (fia)
Part of speech active verb
 Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1]
 To squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2]
Examples Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. [2.857]
Morphology 
Present : mamia
Past : namia
Future : hamia
Imperative : mamiaza

Updated on 2023/01/20