| Entry | koa | |
| Part of speech | conjunction | |
| [Taisaka] indray, sy [1.78] | ||
| [Tanala] toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [1.78] | ||
| Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1] | ||
| Also, and so [1.7] | ||
| Et [1.3, 1.8] | ||
| Aussi, de plus [1.8] | ||
| Entry | koa | |
| Part of speech | adverb | |
| [Bara] kosa [1.78] | ||
| Entry | koa | |
| Part of speech | noun | |
| Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka [1.1] | ||
| Action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2020/06/13 |
|