| Entry |
indray
|
| Part of speech | adverb
|
| | Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
|
| | Again; in the second place [1.2, 1.7]
|
| | The second time; at times, sometimes [1.2]
|
| | Encore une fois; de nouveau [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ho avy indray ny tantara terena.
[2.4]
|
| 2 | I Dada indray no voatendry tamin' izany.
[2.472]
|
|
|
| Entry |
indray
|
| Part of speech | Unspecified
|
| | [Bara]
[1.78]
|
|