| Entry | akoa (koa) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Azera (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay Adaboka: Nakoan-dRakoto ny tranony fa kely loatra, hono [1.1] | |||||||||
| To be demolished [1.7] | |||||||||
| Qu'on démolit [1.3, 1.8] | |||||||||
| A faire ébouler ou détacher: Nakoan' ny ranonorana ny ampiantany (La pluie a fait ébouler la muraille) ~ Hakoako ity trano ity, fa kely loatra (Je vais démolir cette maison, parce qu’elle est trop petite) [1.3] | |||||||||
| Qu'on fait tomber [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | akoa | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Taisaka] karazana, foko [1.78] | |||||||||
| Entry | akoa | ||||||||
| Part of speech | conjunction | ||||||||
| [Taimoro, Taisaka] toa [1.78] | |||||||||
| [Taisaka] toy, tahaka [1.78] | |||||||||
| Synonyms | akoniñy | ||||||||
| Entry | akoa | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| [Taisaka] sahala [1.78] | |||||||||
| Entry | akoa | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Taisaka] rano [1.78] | |||||||||
| Updated on 2023/02/28 |
|