|
|
|
|

Entry kamboty (boty)
Part of speech noun
 Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo
Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana
Mitovy hevitra: asorotany tsy satry ~ folaka andry niankinana ~ lasa olo-malala ~ maty dovy ~ maty kiady sy voninahitra ~ resy olo-narahina ~ resy tondromaso ~ somony ~ toro vato nandiavana [1.1]
 An orphan [1.7]
 Orphelin [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa
[2.131]
2Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470]
Derivatives 
Synonyms asorotanitsisatry

Entry kamboty
Part of speech noun
 (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/21