| Entry |
boty
|
| Part of speech | noun
|
| | Lalana tery [1.1]
|
|
| Entry |
boty
|
| Part of speech | adjective
|
| | Kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]
|
|
| Entry |
bôty
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Bezanozano]
Mahantra, ory, botry [1.78]
|
|
| Entry |
boty
|
| Part of speech | noun
|
| | Iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny) Amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
|
| | [Sihanaka]
Kamboty [1.78]
|
| | [Tankarana]
Orphelin Veau pour sacrifice [1.19]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
boty
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
Votsy [1.78]
|
|