|
|
|
|

Entry resy olo-narahina
Part of speech locution
Elementary words resy, olona, arahina
 Ilazana ny tsy maha-eo intsony ilay andry niankinana, toy ny vady izany, fa maty [1.1]

Updated on 2023/01/01