|
|
|
|

Entry folaka andry niankinana
Part of speech locution
Elementary words folaka, andry, iankinana
 Enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1]
Synonyms toro vato nandiavana

Updated on 2025/10/11