| Entry | hodina | |
| Part of speech | noun | |
| Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1] | ||
| A turning around [1.7] | ||
| Tournoiement [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2009/06/22 |
|