| Entry |
fihodinana
(hodina)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1]
|
| | La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction [1.3]
|
| | Rotation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Izany fihodinana izany no manome herin' aratra.
[2.445]
|
| 2 | Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana.
[2.114]
|
|
|