|
|
|
|

Entry mihodina (hodina)
Part of speech active verb
 Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
Tonga simba: Nihodina ity divay ity
Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [1.1]
 To turn around; to revolve [1.7]
 Tourner comme une roue; tourner sur soi [1.8]
Morphology 
Present : mihodina, mihodin-, mihodim-, mihodi-
Past : nihodina, nihodin-, nihodim-, nihodi-
Future : hihodina, hihodin-, hihodim-, hihodi-
Imperative : mihodìna

Entry mihodìna (hodina)
Part of speech imperative of active verb mihodina [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20