|
|
|
|

Entry fihodina (hodina)
Part of speech noun
 Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1]
 Manière de tourner [1.3]
Examples Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana. [2.471]

Updated on 2023/01/09