| Entry | fanodina (hodina) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1] | ||
| Manière de faire tourner [1.3] | ||
| Examples | Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka.
[2.606] | |
| Entry | fanodina (odina) | |
| Part of speech | noun | |
| [1.1] | ||
| Manière de faire révolter [1.3] | ||
| Synonyms | fampiodina | |
| Updated on 2023/01/20 |
|