|
|
|
|

Entry hira
Part of speech noun
  [Taisaka] Lalao, kilalao, hehy [1.78]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
 A song; music; play [1.7]
 Chant [1.3, 1.8]
 Airs, musique vocale
Action de s'amuser avec des objets [1.3]
 Musique; jeux [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Hira inona no nohiraintsika? [2.270]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4]
Morphology 
Simple : hira, hirako, hiranao, hirany, hirantsika, hiranay, hiranareo, hiran', hiran-, hiram-
Prefixed : -kira, -kirako, -kiranao, -kirany, -kirantsika, -kiranay, -kiranareo, -kiran', -kiran-, -kiram-
Derivatives 

Entry hira
Part of speech noun
  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
 Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
 Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Vocabulary 
Scientific name Lemur catta
Synonyms hirana
Tables and plates The Lemurs
Illustrations 

Entry Hira
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
 Hirah [2.996]
 Hira [2.996]
Vocabulary 

Entry Hi
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Zanak' i Aksesa [2.996]
 Ira [2.996]
 Ira [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2025/04/28