|
|
|
|

Entry vazo
Part of speech noun
 Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
 Femme entretenue, maîtresse [1.3]
Vocabulary 
Examples tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]

Entry vazo
Part of speech noun
 Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
 Chanson, romance, chansonnette, complainte [1.3]

Updated on 2025/03/07