|
|
|
|

Entry torebiny (torebina)
Part of speech noun torebina and pronoun
 [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1]
Vocabulary 
Synonyms torebina
Origin Explanations in English: treble.

Updated on 2025/04/17