| Entry |
ira
|
| Part of speech | noun
|
| | Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
|
| | Landy, voafoly, voatsody [1.13]
|
| | écheveau [1.13]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
irà
|
| Part of speech | noun
|
| | Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
|
| | Toerana avo iavian'ny rano [1.13]
|
| | Amont [1.13]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Antonyms |
|