|
|
|
|

Entry fihirana (hira)
Part of speech noun
 Ny asa atao rehefa mihira
Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana
Boky misy tonon-kira [1.1]
 See hira. [1.2]
 The act of singing; a hymnbook [1.7]
 Action de chanter; recueil de cantiques [1.8]
Examples Dia lasa izy mivady mankany an-tanàmbe mivimbina baiboly sy fihirana. [2.356]
Article 

Entry fihirana
Part of speech noun
  [Tanosy] Haravoana [1.78]

Updated on 2023/01/20