| Entry |
hena-
|
| Part of speech | morphological form of henatra
|
|
| Entry |
hena
|
| Part of speech | noun
|
| | Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany Fery Teny misy ifandraisany: atidohan-kena,
atin-kena,
fanangana,
hofaka,
ilikena,
jabora,
sabora,
lela,
lemy,
leminy,
lohomby,
losony,
mananety,
masontanteliny,
matomperiny,
matom-perin-kisoa,
mosavinkena,
roroha,
soroka,
taovany,
tratra,
trafo,
traingo,
tehezana,
tsinainkena,
vain-droroha,
vavony,
voankena,
vodihena,
vorivorinkena
[1.1]
|
| | Meat, esp. beef [1.7]
|
| | Viande, viande de boeuf [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany.
[2.470]
|
| Morphology |
| Simple : |
hena,
henako,
henanao,
henany,
henantsika,
henanay,
henanareo,
henan',
henan-,
henam- |
| Prefixed : |
-kena,
-kenako,
-kenanao,
-kenany,
-kenantsika,
-kenanay,
-kenanareo,
-kenan',
-kenan-,
-kenam- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
hena
|
| Part of speech | noun
|
| | Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha [1.1]
|
| | Diminution, amoindrissement [1.3]
|
| | [Sakalava]
Décrépitude de l'organe mâle, impuissance [1.196]
|
| Morphology |
| Simple : |
hena,
henako,
henanao,
henany,
henantsika,
henanay,
henanareo,
hen',
hen-,
hem-,
he- |
| Prefixed : |
-kena,
-keko,
-kenao,
-keny,
-kentsika,
-kenay,
-kenareo,
-ken',
-ken-,
-kem-,
-ke- |
|
|
| Entry |
heña
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Tantely mifindra [1.78]
|
|
| Entry |
heña
|
| Part of speech | adverb
|
| | [Taisaka]
hankaiza
[1.78]
|
|
| Entry |
hena
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
(dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance).
Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Flueggea obovata |
|