|
|
|
|

Entry lela
Part of speech noun
 Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
 A tongue; a blade [1.7]
 La langue [1.8]
Examples 
1ny lela tsy mahahetsika. [2.4]
2raha tany misy loha, misy lela; [2.69]
3Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Morphology 
Simple : lela, lelako, lelanao, lelany, lelantsika, lelanay, lelanareo, lelan', lelan-, lelam-
Prefixed : -dela, -delako, -delanao, -delany, -delantsika, -delanay, -delanareo, -delan', -delan-, -delam-
Derivatives 

Updated on 2023/05/16