|
|
|
|

Entry roroha
Part of speech noun
 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
 La panse des animaux ruminants [1.3]
Vocabulary 
Examples Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]

Updated on 2025/02/12