| Entry |
vorivorinkena
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | vorivory,
hena |
| | Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
|
| | Omasum [3.1]
|
| | Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
|
| Vocabulary |
| Examples | Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
[2.69]
|
| Synonyms | |
| Analogs |
masontantely ~
vahindrorohany ~
vavoninkena |
| Illustrations |
|
|