| Entry |
haitraitra
(haitra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
[1.1]
|
| | Self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
|
| | Whim, fancy [1.7]
|
| | Bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
|
| | Caprice, bizarrerie [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba.
[2.471]
|
| 2 | Rahona be haitraitra!
[2.5]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ |
| Quotes |
|