|
|
|
|

Entry aingitraingitra (aingitra)
Part of speech noun
 Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1]
 Capricious desires [1.7]
 Désirs capricieux, caprices [1.8]
Vocabulary 
Examples Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [2.472]
Derivatives 

Updated on 2023/01/19