| Entry | angotingoty (angoty) | |
| Part of speech | noun | |
| Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty Angola, angentsana, hantahanta [1.1] | ||
| Examples | Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty!
[2.1046] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | angoty | |
| Updated on 2023/01/20 |
|