|
|
|
|

Entry sitrapo
Part of speech noun
Elementary words sitraka, fo
 Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
Mitovy hevitra: danin' ny kibo ~ finiavana ~ haitraitra ~ nahim-po ~ sitraka [1.1]
 The will; one's own desires [1.7]
 La volonté; les désirs [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369]
2Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588]

Updated on 2024/08/13