| Entry |
foka
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1]
|
| | A simpleton Insane, mad [1.2]
|
| | An idiot, an utter fool [1.7]
|
| | Imbécile [1.3, 1.8]
|
| | Qui a perdu la tête, tête légère, idiot [1.3]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
foka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. [1.1]
|
| | Root of voafoka,
fohina,
mifoka,
fifohana
[1.2]
|
| | Action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
foka
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga [1.1]
|
| | Ce qui reste intact d'un bois brûlé [1.3]
|
| | [Merina]
Ce qui reste à peu près intact d'un arbre brûlé après un feu de pairie [1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
foka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bezanozano]
[ fôka ] Biby [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Maingoka [1.78]
|
| | Karazan-kala ( Phrynarachne foka)
[1.1]
|
| | A very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins.
[1.2]
|
| | Araignée. Phrynarachne foka, Vins.
[1.3]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Phrynarachne foka |
|