| Entry | fifohana (foka) | |
| Part of speech | noun | |
| Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1] | ||
| Absorption [1.13] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|