| Entry | mifoka (foka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1] | |||||||||
| To breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7] | |||||||||
| Aspirer; absorber; fumer [1.8] | |||||||||
| Examples | Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.
[2.4] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|