|
|
|
|

Entry fohina (foka)
Part of speech passive verb
 Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando
Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana
Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1]
 To be inhaled; to be absorbed [1.7]
 Qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8]
Morphology 
Present : fohina, fohiko, fohinao, fohiny, fohintsika, fohinay, fohinareo, fohin', fohin-, fohim-, fohi-
Past : nofohina, nofohiko, nofohinao, nofohiny, nofohintsika, nofohinay, nofohinareo, nofohin', nofohin-, nofohim-, nofohi-
Future : hofohina, hofohiko, hofohinao, hofohiny, hofohintsika, hofohinay, hofohinareo, hofohin', hofohin-, hofohim-, hofohi-
Imperative : fohy

Updated on 2023/01/20