|
|
|
|

Entry fetezana (mety (ety))
Part of speech noun
  hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [1.1]
  willingness; suitability [1.7]
  convenance, assentiment [1.5]
  consentement; qualité de ce qui convient [1.8]
Examples Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha. [2.285]
Synonyms fety

Updated on 2023/01/20