| Entry |
hatsarana
(tsara)
|
| Part of speech | noun
|
| | Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [1.1]
|
| | Excellence; goodness [1.7]
|
| | Excellence; bonté [1.8]
|
| Examples |
| 1 | tsisy hatsarana velively fa mora ritra sy mety tankina, nefa manana ny azy tsy mila miankina!
[1.300]
|
| 2 | Mila hatsarana hita vatana sy azo tsapaina, hanome endrika ny hery tsaroany ho nivaivay saingy tsy nilamina, tao anatiny izy.
[2.529]
|
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
hatsarana
(tsara)
|
| Part of speech | noun
|
| | Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [1.1]
|
|