| Entry |
fanekena
(eky)
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [1.1]
|
| | Fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [1.13]
|
| | A treaty, an agreement, a covenant. [1.2]
|
| | An agreement, a contract, a treaty [1.7]
|
| | Accord, contrat, traité [1.8]
|
| | Acceptation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Natao tao Sarimasy ny fanekena.
[2.508]
|
| 2 | Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona.
[1.436]
|
|
| Other spellings |
| Article |
|